<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><hymn_number>4</hymn_number>
<title>Ary maro AN4</title>
<lyrics>[V1]
 // Ary maro, ary maro, ary maro
 amin'izay matory ao, matory ao, matory ao, matory ao,
 amin'ny vovoky ny tany no hifoha, no hifoha, no hifoha. //

[V2]
 // Ary izay hendry dia hamirapiratra,
 ary izay hendry dia hamirapiratra,
 ary izay hendry dia hamirapiratra,
 toy ny famirapiratry ny lanitra. //

[V3]
 // Ary izay mamerina ny maro,
 ary izay mamerina ny maro,
 ho amin'ny fahamrinana,
 dia ho tahaka ny kintana mandrakizay doria. //

[V4]
 Amena.</lyrics>
</song>